Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Oktobra, 2014

Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Oktobra, 2014

Hihoatra Noho Ny Hoe Nizeria Tsy Misy Ebola

Tsy tokony hipetrapetraka amin'ny fanamarinanan'ny Fikambanana Misahana Ny Fahasalamana Maneran-tany momba ny tsy fisian'ny Ebola any aminy intsony akory i Nizeria.