Tantara mikasika ny Nizeria tamin'ny Jona, 2008
Nizeria : Tsy nitsetsitra izay haren'i Nizeria izany i Abacha
Grandiose Parlor [Malama vava] no manontany tena raha nitsetsitra izay haren'i Nizeria i Abacha ? [filoham-pirenena taloha] : How I wish I wielded some supernatural power! How I would have dealt with these three men – Mohammadu Buhari, Ibrahim Babangida, and Abdulsalami Abubakar! Thanks to those three, I learnt something...
Nizeria : Tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay
Adeola Aderounmu mpiblaogy Nizeriana no manapariaka ao amin'ny Thy Glory O Nigeria..! [Izato lazanao ry Nizeria ô ..!] mihevitra fa tsy misy izay ilàna azy ny Masoivoho Frantsay any Nizeria : What are the roles of the foreign embassies in Nigeria? Why do the semi-literates in these embassies deny Nigerian professionals...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...