Tantara mikasika ny Kenyà

Tontolon'ny bilaogy Kenyana

  03 Jona 2019

Bankelele manoratra momba ny karazana fiverenan'ny fifaninanana safari East African Classic, izay tsy anisan'ny fifaninanana iraisam-pirenen'ny WRC intsony, saingy manolotra 'toeram-pizahatany manintona sady mampanembona ary tsy manam-paharoa'.

Fitsidihana ny bilaogy Kenyana

  19 Mey 2019

Nanjaka tamin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana sy ny vondrom-piarahamonina antserasera Kenyana nandritra ny andro vitsy lasa i Lucy Kibaki, vadin'ny filoham-pirenen'i Kenya, indrindra taorian'ny tehamaina izay re manerana izao tontolo izao.

Fampianarana ny fiteny Swahili ho an'ny mpandray anjara ny fihaonambe

  18 Mey 2019

Nanokana ireo andro farany vitsivitsy tamin'ny fanomanana ity fanomezana tsy nampoizina kely ity ny ekipa vitsivitsy avy amin'ny mpanoratra sy ny toniandahatsoratra tato amin'ny Global Voices nandritra ny Vovonana Global Voices 2012 : ny "Swahili ho an'ny Torolalan'ny Mpandray Anjara tamin'ny Vovonana". Alaivo ary ankafizo!