Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Fitsidihana ny bilaogy Kenyana

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Mey 2005)

Nanjaka tamin'ny tontolon'ny bilaogy Kenyana sy ny vondrom-piarahamonina antserasera Kenyana nandritra ny andro vitsy lasa i Lucy Kibaki, vadin'ny filoham-pirenen'i Kenya, indrindra taorian'ny tehamaina izay re manerana izao tontolo izao.

Sombina fanehoan-kevitra:

- Thinker manome endrika mampihomehy mikasika ny toe-javatra.

- Martin Kimani ao amin'ny Bullets and Honey mihevitra fa tokony hisaorana i Lucy noho ny fanesorana ny alonalona momba an'i Kenya.

-Sahiran-tsaina i Soulsytah

-Miahiahy kokoa aho momba ny fanontaniana ady tombontsoa ateraky ny tantara

- Raha jerena ny resaka rehetra momba ny pyjamas sy ny bikinis, dia manome fanontana First Lady Swim Suit Rtoa. K.

- Afromusing mihevitra fa namerina ny hetsiky ny vehivavy ny fihetsiky ny vadin'ny filoham-pirenena.

- Wassapangaz mihevitra fa ondranondrana (misy kely) fotsiny izy. Miombon-kevitra i Wanjiru.

- Nanangana bilaogy ny vadin'ny filoham-pirenena mba hilaza ny fijeriny momba ny tantara.

- Mental Acrobat namolavola endri-tsoratra (tipôlôjia) lehibe misy ireo fanehoan-kevitra amin'ny aterineto sy ivelan'ny aterineto mikasika ny fihetsiky ny vadin'ny filoham-pirenena.

- Farany, Mama Junkyard te-hahita ny media hampiakatra ny adihevitra. Amin'ny dingana fametrahana ity fanamby ity, nanao izany indrindra i MJY (miaraka amin'ireo mpaneho hevitra rehetra).

Mba hanarahana ny tontolon'ny bilaogy Kenyana tsy mitsaha-mitombo, jereo ny Nchi Yetu Daily, izay manangona vaovao avy amin'ny bilaogy Kenyana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.