Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Novambra, 2019
Nahazo fankasitrahana avy amin'ny filoha Angoley ilay mpikatroka sady mpanao gazety Rafael Marques
Nanasongadina ny fanomezam-boninahitra nomena ilay mpikatroka sivika Rafael Marques de Morais noho ny tolona nataony nandritra ny taona maro nanohitra ny kolikoly, ny kiantranoantrano, ary ny tsimatimanota ny filoham-pirenena.