Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Aogositra, 2009
Angola : Nisy namono ny solombavambahoaka avy ao amin'ny antoko matanjaka iray
Notairin'ny herisetra indray i Angola ny alin'ny faha-29 volana Jolay lasa teo. Notifirin'ny olona telo lahy tany amin'ny sisin'ny renivohitra Luanda i Beatriz Salucombo, solombavam-bahoaka avy ao amin'ny antoko politika...