Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Novambra, 2018
Nahandro matsiro manerantany ao anatin'ny bilaogy folo
Efa nanontany tena ve ianao hoe ahoana no andanian'ny miaramila ny fotoan'ny fialantsasatra any Iraka? Ity no andro handraisanao ny tantara, voalohany avy amin'ny Chairbone Stranger, miaramila Amerikana iray nalefa tany amin'ny toerana vovohana any Iraka.