Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Septambra, 2021
Voamariky ny fanovana lalampanorenana sy ny tsy fitokisana ny filazana fifidianana ao Angola
Tokony hatao ny volana Aogositra 2022 ny fifidianana, saingy efa miteraka adihevitra teo amin'ireo Angoley, indrindra noho ny tsy fitokisana ny fomba hitantanana ny dingana.