· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Janoary, 2008

Pôrtigalasfera : Ny avotrain'ireo zaza

Vao tsy ela no napariaka ny taham-pahafatesan'ireo zaza latsaky ny 5 taona ny UNICEF. Isan'ireo tsoakevitra napoitran'izany tatitra izany ny hoe i Angôla, i Guinea Bissau, i Môzambika, Saô-Tôme sy...

26 Janoary 2008

Angôla : Saranga mifangarika

Tsikerain'i Orlando Castro ny fifangarihan'ny saranga izay ahariharin'ny fanorenana tranobe mijoalajoala izay hisy rihana miisa 70 any Luanda, izany no (kasaina) ho trano mijoalajoala indrindra any Angôla izay ahitana, trano onenana...

18 Janoary 2008