Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Jolay, 2008
Angola: Indrisy ry tsenan'i Kinaxixe ao Luanda
Malahelo dia malahelo tokoa i Anabela Quelhas [pt] eo ampanatrehana ny fandravana ny tsenan'i Kinaxixe ao Luanda. Tanisainy ny antony folo anamarihany fa fanorenana manana ny maritrano mampiavaka ny taona 1950...
Angola: Fahanginana tsy azo ekena
Mpifindra monina Breziliana, Menina de Angola [Sipa avy eto Angola, pt] no nilazalaza ny fanolanana roa samihafa mahazo ny sipa Breziliana any Luanda ary mitsikera ny fahanginana manjaka amin'ity raharaha ity,...
