Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Avrily, 2008
Angôla : Lalàna mikasika ny fitaovam-piadiana
Cazimar no manapariaka ao amin'ny blaogy África Minha [Ny Afrikako] mikasika ny vaovao izay manambara fa nahazo alàlana ny hiantsona any Luanda mba hametraka “entana” hoan’ Angôla ny sambo Shinoa...
Angôla : Ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana
Kianda no manapariaka ny heviny momba ny fahafaham-panehoankevitra sy ny fanatontoloana : que o facto de alguém não ter nascido num País não lhe deve retirar o direito a opinar,...
Angola:Vaovao avy any angola hita ao amin'ny tranonkalam-pifampizarana
Ambaran'i Francis Pac [pt] fa misy ny tranonkala web 2.0 mitovy amin'ny Digg mba ahafahan'ny olona mijery sy mifampizara vaovao avy any Angola. “ Ny nahatonga ny safidy ampiasana ity...
Angola: Fifidianana 2008
Antsoina hifidy ny solombavambahoakany ao amin'ny antenimieram-pirenena ny Angoley amin'ity taona ity, dia ny volana septembra 2008 izany. 17 taona izay no lasaa hatramin'ny nifidianan'ny Angoley farany. Manana ny lisitra...
Angola: nomena ny satro-boninahitra ny oliravin'ny vanja milevina
Nomena ny satro-boninahitra ny oliravina (tratran'ny) vanja milevina : Augusta Urica no nandresy tamin'ny fifaninanana hatsara-tarehy sy bika amin'ireo tovovavy niharan'ny fipoahan'ny vanja milevina notanterahina tao Angola. Natokana ho an'ireo...
Angola : fankalazana ny tsingerintaonan’ny fandriampahalemana
Ao amin’ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe ‘Fandriampahalemana’, no ankalazan’i PValente [pt] ny tsingerintaona niverenan’ny fandriampahalemana tamin’ny 04/04/2002 tao Angola taorian’ny fitsaharan’ny ady an-trano, ary dia navoakany koa ny sarin’ny...