Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Desambra, 2007
Angôla: Miraharaha ny fanatsarana ny mombamomba ny ankizy ?
Mikasika ny fiarovana sy ny famporisihina ho amin'ny fanatsarana ny mombamomba ny fiainan'ny ankizy any Angôla, ny mpiblaogy Orlando Castro dia tsy matoky ny fahamatoran'ny kabary ofisialin'ny governemanta : «...
Angôla : Vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana
Ny blaogy Desabafos Angolanos dia manapariaka taratasy nalefan'ny vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana rehefa avy nitoetratany Pôrtigala an-taonany maro : « Depois de ler o email achei por bem partilha-lo aqui no...