Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Marsa, 2017
Tonga Any Angola Ny Fanadiovan'i Erdogan
Lazain'ireo mpanakiana fa ny Filoha tiorka Recep Tayyip Erdogan no nibaiko ny hetsika famoretana nataon'ny polisy tamin'ny sekoly iraisampirenena iray tsy miankina tao Angola.