· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Marsa, 2008

Angola: Mbola azo atao tsara ny mitolona

  29 Marsa 2008

“Nikarajia (ni-chat) nandritra ora roa tamin'Atoa Anthony Alberto Neto, filohan'ny Antoko Demokratika Angoley (PDA) aho. Amin'izao fotoana mampitombo isa ny Angoley any ampielezana (anatin'izany aho) manontany tena hoe mbola tokony hotohizana ve ny ady, hoe mbola azo atao ve ny mino (ny fandrosoan’) i Angola, dia hitako fa ny lehilahy...