Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Novambra, 2012

28 Novambra 2012

Miha-mananosarotra Ny Sivana Ao Angola

Tsy nahitàna taratra ny fahalalahan'ny asa fanaovana gazety mihitsy ny fankalazàna ny faha-37 taona nahazoan'i Angola fahaleovantena tato ho ato. Ny mifanohitra amin'izay aza, ny lasitra sivana Angole dia mananosarotra isak'izay mandeha. Ny fanohintohinana akaiky indrindra izao dia ny nanjo ny “Semanário Angolense”, voasazy noho ny namoahany ny kabary feno...

15 Novambra 2012

Fanetsehana Hitazonana Ny Fampiasàna Ny Portioge Ho Isan'ny Teny Fampianarana Ao Frantsa

Miisa 250 tapitrisa eo ny mpiteny portioge, izy no teny faha enina be mpiteny indrindra eto an-tany. Ambara ho misy eo amin'ny 2 tapitrisa eo ny miteny portioge ao Frantsa, izay ny betsaka dia ireo mpifindra monina na ny taranaka portioge mpifindra monina . Nilaza ramatoa Minisitry ny Fampianarana Ambony,...