Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Febroary, 2014
Ny Fomba Fiasan'ireo Vovonana Ety Anaty Aterineto Hanavotana Ireo Fiteny Ao Angola
Heverina fa fiteny 37 sy tenim-paritra 50 no misy any Angola, ary Angole 8,5 tapitrisa no tsy miteny afa-tsy ireo tenim-pirenena izay tsy hita any amin'ny fandaharam-pianarana na asa ara-tsosialy.