· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Febroary, 2008

Angôla : “We CAN do it” na VITAnay io

  01 Febroary 2008

Mialoha ny resaka dia miala tsiny raha naverina kely ilay lohateny avy tamin'ny lahatsoratra nadika satria misy teny anglisy tsy mety ho voavadika eo. Misy teny hoe CAN izay azo lazaina hoe (Coupe d’Afrique des Nations) izay tsy ho voavadika teny malagasy manko eo ary ny lohateny malagasy dia afaka atao...