Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Mey, 2021
Naaton'ny fanjakana ao Angola ny fandaharan'ny TV Record
Nanamafy ny Minisiteran'ny Serasera fa nampiato ilay orinasam-pahitalavitra Breziliana izy noho ny antony maha-"tsy teratany" ny tale mpanatanteraka, ary nilaza fa tsy nahazo fankatoavana ara-dalàna ireo mpanao gazety vahiny.