· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Aogositra, 2018

Angola: “Alambamento” Sy Ireo Fombafomba Fampakarambady

  06 Aogositra 2018

Misy fombandrazana iray somary henjana ao Angola, manodidina ny fangataham-bady, antsoina hoe "alambamento". Heverina mihitsy ho manandanja be noho ny fanambadiana sivily na ara-pivavahana (kristianina no resahina), ny alambamento dia ahitana andiana fombafomba, sahala amin'ny fanomezana taratasy iray misy fangatahana fanambadiana, matetika ahitana vola.