· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Jolay, 2010

Angola: Mihiratra indray ny vola madinika

Nampiditra vola madinika kwanza teo amin'ny tsena indray ny bankim-pirenenan'i Angola tamin'ny volana May lasa teo. Ao amina firenena iray, ny mponina mampiasa ny vola dolara sy ny kwanza eo amin'ny fiainany andavanandro, dia efa mihazatra tsikelikely eo amin'ny fampiasana an'io vola vaovao io, manazava ny tarigetra tratrarina amin'izany izy ireo.