Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Avrily, 2016
Nuno Dala, Mpikatroka Angolais, Nitokona Tsy Nihinan-kanina Nandritra Ny 15 Andro.
Nanao fitokonana nandritra ny 15 andro tsy nihinan-kanina i Dala. Anisan'ireo voafonja 17 voampanga ho nanao fikomiana izy. Miharatsy ny toe-pahasalamany.