· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Septambra, 2008

Angola: Fifidianana an-tsary maro

  06 Septambra 2008

Sambany tao anatin'ny 16 taona no nifidy indray ny Angoley - mbola mitohy moa izany fifidianana izany androany Sabotsy amin'ny biraom-pifidianana 320 eto an-drenivohitra Luanda. Hatramin'izao dia tsy heno loatra hoe nisy korontana ny fifidianana, manjaka any anivon'ny vahoaka ny filaminana araka ny hitan'ilay mpaka sary José Manuel Lima da Silva. Tena misy sary kosa aloha ato e!