Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Janoary, 2016
Angolà: Maniry “Hifehy” Ny Fidirana Tambajotra Sosialy Ny Filoha
Notsindrian'ny filohan'i Angolà, José Eduardo dos Santos (JES), nandritry ny kabary fiarahabana taombaovao nataony, ny fametrahana lalàna iray "hifehezana" ny tambajotra sosialy