Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Aogositra, 2017
Namoaka Boky Any Brezila i Luaty Beirão, Gadra Politika Angoley Teo Aloha
Noraketin'ilay mpikatroka tao anaty diary ny androny tany am-ponja na dia teo aza ny faharerahany, izay hita ao anatin'ity boky navoaka ankehitriny tao amin'ny USP ity.