· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Aogositra, 2012

Angola: Mandany Vola Be Any Portiogaly Ireo Angole Mpizaha Tany

  30 Aogositra 2012

'Tsikelikely no ahitantsika fa ny vola Angole dia manomboka mahazo vahana amin'ny fandraharahana sy ny sehatra ara-toekarena any Portiogalyl.' Araka ny fijerin'ny mpiampiasa aterineto iray dia tena fifanoherana tanteraka izany ho an'ny 70%n'ny mponina any Angola izay tsy mikiraro, voky rivotra,(ary) miaina anaty trano tsizarizary.