Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Aogositra, 2022
Ny tantaran'ilay tetikasa fampandrosoana izay nandrava tanànakely tao Angola
Nanomboka tamin'ny faramparan'ny taona 2019 ny asa fanamboarana lakandrano ary mikendry ny hanamaivanana ny vokatry ny hain-tany, ny tsy fahampian'ny orana ary ny tsy fahampian-drano ao amin'ny faritanin'i Cunene.