Tantara mikasika ny Angola tamin'ny Janoary, 2018
Maro Ireo Angoley No Nihomehy Sady Naneso Taorian'ny Tsy Fetezana Nisy Tamin'ny Fandefasana Ilay Zanabolana Voalohany
"Ny fametrahana zanabolana an'habakabaka kanefa tsy misy ny fanafody, ny sakafo, ny fanabeazana manara-penitra, ny fitsaboana mendrika ho an'izany anarana izany,... dia toa zava-poana raha ho ahy..."