Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Jolay, 2018
Inona no nanjo ny zo niomerika nandritra ny fito taona lasa? Hilaza izany aminao ny andiany faha-300 amin'ny Tatitry ny Olon-tsotra Mpampiasa Aterineto

Amin'ity herinandro ity, miverina mijery ireo fito taona nandrakofana ny vaovao maneran-tany momba ny zo niomerika ho fankalazana ny andiany faha-300 nosaratanay izahay!
Teti-dratsin'ny tontolon'ny bilaogy Anglo-Venezoeliana
Amin'ity herinandro ity, Peace Journalism (Asa fanaovan-gazety momba ny fandriampahalemana) dia mitondra lahatsoratra ho antsika izay mikasika ny fifantohana ara-politika ao amin'ny aterineto sy ny bilaogim-baovaon'ny olom-pirenena Venezoeliana.
Amerika Latina: Blaogera, Fiarakodia Ary Ny Zavamisy Amin'ny Fahitalavitra
[...] rehefa fantatry ny tontolom-bolongana kolombiana fa nandeha nitsangantsangana nandritra ny herinandro ho an'ny Chevrolet i Patton malaza, ny ankabeazanay dia tsy manao afatsy ny nitsiriritra azy ary nirary azy ho tsara mandroso tsara miverina.
Tsy Misy Taratasy, Tsy Misy Jiro, Tsy Misy Vaovao: Mbola Mihamafy Hatrany Ny Fanarahamaso Ny Vaovao Ao Venezoelà

Taorian'ny fanakanana an'ireo vohikala misy vetaveta, nohamafisin'ny governemanta venezoeliàna ny fanarahamaso nataony an'ireo media mahazatra sy ara-tsosialy. Matroka ny hoavin'ny fahalalahana mahazo vaovao.
Netizen Report: Iza no manaraka? Mihabetsaka ny sivana sy ny fanenjehana ny fampahalalam-baovao ao Venezoelà noho ny krizy politika

Anoloran'ny Advox Netizen Report ny topimaso iraisampirenena amin'ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerana izao tontolo izao.