Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Mey, 2017
Mahita Fitoviana Mampiahiahy Amin'i Maduro ao Venezoelà sy ilay Maniry ho Filoha ny ao Meksika
"Tsy mahagaga raha mbola mino an'i AMLO ny olona, raha misy ireo mbola matoky an'i Nicolás Maduro ao Venezoelà, feno olona mora ambakaina eny rehetra eny."
Rahonan'ny Filoha Maduro tao amin'ny Twitter Ilay Mpanao Gazety Venezoeliana, Avy Eo Nambara Fa Tsy Manan-kery Ny Pasipaorony
Voatazona tao amin'ny seranam-piaramanidina i César Miguel Rondón, ary nambara fa tsy manan-kery ny pasipaorony sy ny an'ny fianakaviany.
Famelaberan-kevitra Avy Amin'ny Venezoeliana Iray Sahiran-tsaina: Ny Holatry Ny Tantara
Andro vitsy lasa izay, nilaza tamiko ny iray tamin'ireo namako efa ela fa rehefa avy nifindra-monina izy, dia nahita fa mankahala ny maha Venezoeliana azy. Izany no tena andian-teny nampiasainy. Tsy fantatro izay tokony holazaina, mijery ny tavany ao amin'ny efijery Skype miaraka amin'ny fahatsapana fiahiana sy fangirifiriana lehibe.
Tonga Any Libanona Ny Hetsi-panoherana Ao Venezoela
"Fahasahiana izany. Tokony hiantoka ny Zon'olombelon'ireo Venezoeliana i Tarek WILLIAM Saab kanefa tsy nanao izany izy fa nandeha sy niresaka momba ny Zon'Olombelona tao #Libanona."
Mitohy Hatrany Ny Herisetra Ara-politika Ao Venezoela, Kanefa Tsy Mandaitra Amin'ny Fampitsaharana Ny hetsi-panoherana Izany
Miely manerana an'i Venezoela ny hetsi-panoherana ary tsy mitsaha-mitombo ny isan'ireo maty satria mangotraka ny krizy eo amin'ny governemanta sy ny mpanohitra.