Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Novambra, 2017
Venezoela: Mampiseho Ny Fiainany Amin'ny Alalan'ny Sary Ny Ankizy
Fiaraha-miasan'ny sekoly ao Venezoela izay mikendry ny hampianatra ny fomba fakana sary sy ny teknolojia ary ny fahaizana ny fampitam-baovao amin'ny ankizy any amin'ny tanànakely samihafa na any amin'ny faritra an-tanàndehibe ny Ancla2 [es] .