· Mey, 2018

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Mey, 2018

Venezoelà: Tsy alefa intsony ny fandaharana Ry Simpson

Iray amin'ny fandaharana fahitalavitra malaza indrindra manerantany amin'ny fiteny rehetra, nolazain'ny governemanta venezoelana ho tsy mendrika ny fandaharana Ry Simpson fa mampiana-dratsy ny ankizy, ka tsy ho alefa intsony. Fandaharana efa nandeha tao hatramin'ny taona 1989 anefa izany, ary ny tena nahasosotra ny bilaogera dia...

28 Mey 2018