Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Marsa, 2012
‘Mujeres Construyendo': Fampivoarana Ny Vehivavy, Bilaogy Iray Amin'ny Fotoana Iray
Mujeres Construyendo, sehatra voalohany ho an'ireo vehivavy bilaogera amin'ny teny Espaniola dia te-hamadika ireo vehivavy miteny Espaniola ho lasa mpamorona votoaty ety anaty aterineto. Mitafa amin'ny mpamorona azy io izahay, Claudia Calvin, mikasika ny firoboroboan'ny vondrom-piarahamonin'ny bilaogera.
Venezoelà: “Manapika Fakantsary Fa Tsy Manapoaka Basy”
Amin'ny fampiasana ny tarigetra hoe "Manapika Fakantsary Fa Tsy Manapoaka Basy" i Alberto no te-hampiseho ny lafiny maha-te-ho-tia ny tanàna zary efa malaza ratsy.
Venezoelà: Mitohy Ny Tsaho Momba Ny Fahasalaman'ny Filoha Chávez
Maro lavitra noho ny vaovao azo inoana ny tsahotsaho any Venezoelà, indrindra raha ny momba ny filoha no resahina. Hatramin'ny nahafantarana ny fisian'ny homamiadana tao aminy volana maromaro lasa izay dia tsy nitsahatra mihitsy ny hevitra sy ny fanombatombanana.