Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Janoary, 2018
Fahanginana sy ny Rariny Ao Caracas
Mazava ho azy fa ny tantara goavana manerana ny kaontinanta dia ny fahalanian'i Hugo Chávez indray ao Venezoela tamin'ny vato 60%. (Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2006 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Lahatsary : Ireo Famakiamboky Entina Mandehandeha Misy Manerantany
Amin'ny ankamaroan'ny rafitry ny famakiam-boky, nanjary tena ilaina ny famakiamboky mandehandeha, mitondra boky ho an'ireo tsy afaka miditra any amin'ny trano famakiamboky. Fa na izany aza, any amin'ny toerana maro, noho ny faharatsian'ny làlana na tsy fahampian'ny fitaovana dia tsy azo atao intsony ilay rafitra mahazatra, fitondràna izany amin'ny fiarabe...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...