Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Febroary, 2017

28 Febroary 2017

Fahatsiarovana Sy Ny Tena Zava-misy Novelomina Tao Anatin'ny Sary Matrok'I Leonardo González

"Mahery, manintona, fonenan'ireo izay mifandray amin'ny tendrony roa sy miaina ao anatin'ny fanjavozavoana , ​​ny fahatsiarovana sy ny fifaliana marefo ny sarin'i González"

01 Febroary 2017

Manana Hevitra Ho Zaraina Amin'ny Mpanohitra An'i Trump Ireto Venezoeliana Ireto

"Be patient with democracy and struggle relentlessly to free yourself from the shackles of the caricature the populists have drawn of you [...] I know: I’m from Venezuela." "Manàna faharetana amin'ny demokrasia ary miadia tsy mitsahatra mba hanafaka ny tenanao amin'ny gadran'ny sariitatra anaovan'ny mpiaro ny tombontsoam-bahoaka anao [...] Fantatro...