Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Desambra, 2018

Bolivia: Toby Miaramila Any Amin'ny Sisintany Ary Fifandirana Anaty

Resahina eny anivon'ireo blaogy miresaka politika avy any Però sy Shily ny fifanarahana teo amin'i Bolivia sy Venezoela ny hanao fotodrafitrasa ara-tafika eo amin'ny sisintany iraisan'i Paragoay, Shily, Però ary i Brezila.

Tsy Fandraisana Anjara Avobe ary Fahatapahan'ny Fampahalalam-baovao tamin'ny Fifidianana tao Venezoela

Mitatitra ireo toerana tsy nisy nifidy nandritra ny fifidianana Solombavambahoaka ho amin'ny Antenimieram-pirenena natao androany ireo blaogera Venezoeliàna.

Manomboka Mandeha Ao Karakas NY WSF

Manomboka Mandeha Ao Karakas ny WSF

Hitanjaka ny Vovonambe Sosialy Iraisam-pirenena

Herinandro mialoha ny fisokafan'ny World Social Forum andiany Fahenina (Vovonambe Sosialy Iraisam-pirenena), tsy dia miraharaha loatra ilay hetsika ny tontolon'ny bilaogy Venezoeliana. Ny hetsika mifandraika amin'ny WSF mba hany mahasarika ireo bilaogera Venezoeliana dia ny fanasàna misokatra handray anjara anatinà fijoroan'olona marobe miboridana halain'i Spencer Tunick sary.