Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Marsa, 2017
Lasibatra ny Fanehoana Hevitra an-kalalahana Satria Natsahatr'i Venezoelà ny CNN Amin'ny Teny Espaniola

Ho azo maimaimpoana ao Venezoelà amin'ny Youtube izao ny CNN amin'ny teny espaniôla — saingy olana ve izany ao amin'ny firenena iray izay manana ny fifandraisana aterineto mihisatra indrindra ao amin'ny faritra?