· Novambra, 2011

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Novambra, 2011

Venezoelà: Atao Ao Caracas Ny Vovonana Manerantanin'ny Hosodoko Atao Amin'ny Vatana

Mandray ny Vovonana Manerantanin'ny Hosodoko atao amin'ny Vatana, amin'ity taona ity, i Caracas ary ifampizarana amin'ny valan-tserasera ny endrika sasany mety handona avy amin'izany zavakanto izany. Ao anatin'izany famoronana izany dia nomena sehatra manokana amin'ny fomba fanehoana ara-javakanto atao amin'ny vatan'olombelona ny vazimba ao Venezoelà.

29 Novambra 2011