Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Avrily, 2020
COVID-19, mamely ireo vazimba teratany mpifindra monina ao Venezoelà ihany koa
Kely no mba zavatra fantatra mikasika ireny vehivavy miaina anatin'ny iray amin'ireo vondrompiarahamonina marefo indrindra ireny, satria izy ireny sady teratany, no mpifindra monina ary koa vehivavy.