Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Janoary, 2012
Torolàlana momba ny Crowdsourcing ao Amerika Latina
Crowdsourcing, antsoina ihany koa hoe “fiaraha-miasan'ny besinimaro,” dia tetikasa ahafahan'ireo rehetra afaka miserasera mampita fampahafantarana na vaovao mahasoa ho an'ny rehetra. Ao Amerika Latina, nitsangana ny tetikasa crowdsourcing marobeho fanomezana fahafaham-po ireo filana isan-karazany sy maika atrehin'ny kontinanta, toy ny Heroreports [en], izay mamaritra ny toerana fanaovana asa soa ao Meksika, na...
Manohitra Ireo Volavolan-dalàna Enti-Manohitra Ny Piraty Ny Fikambanambe Eran-tany Ao Amin'ny Aterineto
Ny 18 Janoary dia andro iray goavana eo amin'ny Aterineto. Ireo vohikala mpiara-miasa, manomboka any amin'ny Google ka hatrany amin'ny Twitpic, miaraka amin'ny fiaraha-monina sivily sy ireo olon-tsotra, dia nifanome tanana anatina hevitra iraisana iray: hanohitra ny lalàna Amerikana roa izay mety hisy fiantraikany goavana eo amin'ny fahalalahana miteny ao...
Venezoela: Fahazazàna, Dihy, Folklore… ary Fampielezan-kevitra
Nizara sarinà famerenan-dihy avy amin'ny alàlana tahirin-tsary ao amin'ny Facebook antsoina hoe "Venezuela dances to the tune of..." i Carmen Helena González. Arahanà fisaintsainana mampanontany ny fisian'ny fampielezan-kevitra ao anatinà seham-panabeazana.
Venezoela: Niteraka Resabe ny Fitsidihana Nataon'i Mahmoud Ahmadinejad
Tonga tao Venezoela ny filoha Iraniana, Mahmud Ahmadinejad, tamin'ny Alahady 8 Janoary, fitsidihana voalohany amin'ny fitetezam-pirenena ataony izay mbola hitohy ao Nikaragoay, Kiobà ary Ekoatera. Niteraka resabe teo amin'ny valantserasera ny fitsidihana nataony, ka nampametram-panontaniana ny mpiserasera raha hitondra tombotsoa ho an'ny firenena na tsia ny fahantongavany. Tao amin'ny Twitter,...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...