Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Avrily, 2018

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Avrily, 2018

15 Avrily 2018

Fifidianana Amerikana. Maneho Hevitra Izao Tontolo Izao.

Ry mpankafy vaovao politika, henoy! Bilaogy momba ny fifidianana Amerikana ao amin'ny Global Voices, Voices without Votes miasa tsy an-kiato mba hanome anao tsy tapaka momba ireo fanehoan-kevitra manerana izao tontolo izao.

10 Avrily 2018

Manoratra Bilaogy Any An-tsesitany

Mety antony hafa no mahatonga ny olona hanao sesitany ny tenany fa tsy ny fanaovana bilaogy irery ihany.

04 Avrily 2018

Venezoelà: Mpanao Rap Iray Mihaika ny Fandraràna Sary Maherisetra

Nampiasa ny media sosialy ny Venezoelana mpanao rap antsoina hoe OneChot hampielezany ny lahatsariny mitsikera ny herisetra ao Venezoelà, izay niteraka famotorana momba ny famoahany izany lahatsary izany.