Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Oktobra, 2017
Fahatakarana Ny Olana Venezoeliàna Amin'ny Alàlan'ny Lalao An-dahatsary
Mamela dindo aminà habaka samihafa no sady manamafy karazana fomba fijery isankarazany manodidina ny olana Venezoeliàna ireo fomba fanao feno famoronana hetsi-panoherana ao Venezoelà.