Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Novambra, 2018
Syria: Tsy afaka miaraka ireo mpitarika Arabo, na dia ao anaty efitra aza
Raha niditra tamin'ny herinandro fahatelo ny herisetra tao Gaza; dia tsy nahavita niombon-kevitra tamin'ny filàna hanaovana fihaonambe maika ho an'ireo firenena mpikambana ao amin'ny Ligy Arabo izay nangatahan'i Qatar sy Syria ireo mpitondra rabo. T
Venezoela: Ilay Toerana Taloha Nisian'ny Anarana Voafaritra Mazava
Blaogera Venezoeliana nahavita ny fianarany ambaratonga ambony tany Etazonia i Iria Puyosa. Mamaritra ny fiverenany tany Carakas tamin'ny herinandro farany teo ity lahatsoratra ity [...] ''ireo olona ireo'', ''ry zareo'' . Nahoana no izany no ampiasaina amin'ny zavatra izay nisy anarana marimpototra taloha?
Venezoela: Valinkafatry ny fifidianana
Samy manana ny fanehoankeviny avokoa ireo blaogera manoloana ny fifidianana niseho tamin'ny Alahady farany teo tany Venezoela. Teo ny nitsikera, teo kosa ny nanohana.
Venezoela: Fanoherana Mba Hanaovana Ny Fifidianana Savaranonando
Na dia mankalaza ny fanapaha-kevitry ny vondrona mpanohitra aza ny sasany, mbola misy ihany ireo manahy mikasika ny fangaraharahan'ny fifidianana [...] noho ny fanambaràna izay milaza fa hodorana eo noho eo ireo vato rehefa vita ny fanisàna
Venezoela: Manova Fiainana Ny Orkesitry Ny Fahatanoràna
Tamin'ny taona 1975 no nanomboka nanatanteraka ny nofinofiny i José Antonio Abreu, dia ny famoronana orkestra iray tao Venezoelà. Mpianatra valo hafa no niaraka taminy nanomboka izany tao amin'ny Sekoly Fianarana Mozika tranainy José Angel Lamas.