· Jona, 2013

Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Jona, 2013

Mitokona Mitaky Fisondrotan-Karama Ny Oniversiten'I Venezoela

  26 Jona 2013

Namoaka filàzana ny Oniversite ao Venezoela fa manao fitokonana tsy mitsahatra ho fitakiana fampiakaran-karama. Araka izany, eo an-dalàm-panoratana azy ny tohin'ilay fifandirana ela, noho ilay tsy fitovian-kevitra nisy teo amin'ireo mpikambana ao amin'ny governemanta sy ny Oniversitem-panjakana taty anatin'ny volana vitsy.