Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Febroary, 2016
Miandry Ny Hamerenan'i Alemaina An'i Kueka Renibeny Ny Vondrom-Piarahamonina Teratany Pemón Ao Venezoelà
Inenibe Kueka no fiandohana, ny reny voalohany ao amin'ny kolontsaina Pemon, saingy tsy tafaverina an-tanindrazana intsony ilay vato jaspa goavana rehefa nalaina hatao fampirantiana.
Miparitaka Any Atsimon'i Venezoela Ireo Kilasy Fianarana Tsy Misy Mpampianatra
Na tian'izy ireo aza ny asany, an-jatony ireo mpampianatra nametraka fialàna any Gran Sabana, Venezoela, niala ny toerana fampianarany mba hitady karama tsaratsara kokoa any amin'ireo indostria hafa.
Ary Hitan'ny Filohan'i Venezoelà Ny Facebook 10 Taona Taty Aoriana
“Te-hanamafy ny asako manokana amin'ny tambajotra sosialy aho ary manomboka androany dia hanoratra ao amin'ny kaontiko Facebook”, hoy ny fanambaran'ny filohan'i Venezoelà nandritra ny "dingana voalohany" nidirany tamin'ny tambajotra. Ary dia toy izao ny zava-nitranga.