Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Novambra, 2016
Fanontaniana Mahamay Ny Sain'ny Venezoeliana : Hijanona sa Handeha ?
Niadi-hevitra momba ny firenena, ny mari-panondroana sy ny fahavoazan'ny tanindrazana sady mampatsiahy ihany ny krizy ara-toekarena sy politika ao amin'ny firenena ireo Venezoeliana any am-pielezana izay nihabetsaka vao haingana.
Fanapahankevitra 2016: Fandanjàna Fahavoazana
"Toa toy ny hitsimbadika ireo fandrosoana ara-politika azo fony fitondràn'i Obama , satria nampanantena i Trump ny hanafoana ny fifanarahana nifanaovana tamin'i Kiobà ary hamerina hitady marimaritra momba ireo fifanaraham-barotra malalaka izay azo antoka fa hahakitika" ireo firenena Amerikàna Latina.
Mandravarava Amin'ny Aterineto ny Fampitahana an'i Trump sy i Chavez, Fa Mahakizitina ny Governemanta Venezoelàna
Misy ny zavatra mampifandrohy ilay kandidà filohan'i Etazonia Donald Trump sy ilay filoha Venezoelana farany, Hugo Chavez. Indreto izy ireo.