Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Febroary, 2018
Venezoela: Trano Famoahamboky Mamoaka Asa Soratra Anaty Aterineto
Misy vaovao tsara ho an'ireo mpankafy ny literatiora amin'ny teny Espaniôla. Noho ny fandraisana andraikitra avy amin'ny Minisitry ny Kolontsaina Venezoeliana, efa azo alaina maimaimpoana ao anaty aterineto ny asa soratra avy amin'ny trano famoahamboky Ayacucho Library. Ankalazain'ireo bilaogera ilay fifantenana boky, izay manamora ny fahazoana iteratiora.
Kolombia: Fanehoan-kevitra Tao Amin'ny Twitter Taorian'ny Fivorian'ny FFA Manokana Momba an'i Venezoela sy Kolombia
Noresahana manokana tamin'ny fivoriana tao amin'ny Fikambanan'ny Fanjakana Amerikana (FFA) ny olan'i Kolombia sy Venezoela, ka naneho ny fomba fijerin' izy ireo tamin'izany ireo ambasadera avy amin'ireo firenena roa tonta.
Venezoela: Iria Puyosa
Tsy mihevitra aho hoe hisy fiantraikany goavana eo amin'ny hevi-bahoaka sy ny adihevitra politika ireo blaogy venezoeliàna ; Efa nambarako fa tsy miraharaha anay ireo media goavana.
Venezoela: Samuel Villegas Sy Ny Bokiny Farany
Samuel Villegas, Venezoelana mpanoratra noderaina, nalevina taorian'ny taona maro nakàny aina noho ny tsy fahasalamana. Andro vitsivitsy nialohan'ny nahalasanany, nomem-boninahitra farany izy ary namoaka ny bokiny farany indrindra, Muros del Sol (The Sun's Walls) tao amin'ny hopitaly niaraka tamin'ireo namany, izay nanao fikarakarana tsotra, saingy tena nampihetsi-po. Ireo blaogera Venezoelana...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...