Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Septambra, 2017
Fihomehezana Lehibe Tao Venezoela
Hanatontosa fifidianana mahatsikaiky indrindra eo amin'ny tantaran'ny firenena ny Venezoeliana. Nanambara tamin'ity herinandro ity ilay mpihira Benjamin Rausseo, fantatra amin'ny anarana hoe Er 'Conde del Guacharo (Count of Guacharo), fa hirotsaka hofidiana filoha izy.