Tantara mikasika ny Venezoela tamin'ny Febroary, 2019
Venezoela: Adihevitra Momba Ilay Rafi-pampianarana Vaovao
Niteraka adihevitra lehibe teo amin'ny firenena ny tolokevitra vaovaon'ny governemanta Venezoeliana momba ny rafi-pampianarana ho an'ny sekoly fanabeazana fototra. Manome ny fomba fijeriny izany ireo bilaogera.
Miaraka amin'i Rosia sy Shina ny firenena Karibeana amin'ny fanohanana an'i Venezoela araka ny sarintanin'izao tontolo izao nasehon'ny Foreign Policy
Mety mahaliana tokoa izany raha ara-jeôgrafia politika, saingy tsy maneho taratra ny zava-misy marina.
Misalasala hankato na tsia ny maha-filohan'i Venezoelà an'i Guaidó ireo firenena ao Karaiba
"Raha toa hamoritra an'i Venezoelà ireo hery ao amin'ny faritra, alaivo sary ao an-tsaina hoe iza no hizaka ny vokany ? Ireo firenena mpifanolo-bodirindrina."
Mihahenjana ny adim-pahefana ao Venezoelà, voasakana ny aterineto sy voasivana ny fampitam-baovao

Miverimberina ny fanakanana ny fidirana amin'ny aterineto ary voasivana ny onjam-peo raha miha-henjana ny krizy politika ao Venezoela.