Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Marsa, 2015
Voasambotra Ilay Lehiben'ny Zava-mahadomelina Nokarohina Fatratra Tao Meksika
Misy ny sasany mihevitra fa anisan'ny ahiahiana karohina fatratra ao amin'ny firenena i Gómez ary miampanga ny Caballeros Templarios ho nampitombo ny herisetra izay namely an'i Michoacán nandritra ny volana maromaro.