Tantara mikasika ny Meksika tamin'ny Novambra, 2017
Fiaraha-misalahy: Sary Maneho Ny Fanarenana An'i Meksika Taorian'ny Fandravaravan'ireo Horohorontany Roa
Namakivaky ireo faritra tena voa mafy tao amin'ny Tanànan'i Meksika ireo mpirotsaka an-tsitrapo mba hanala ireo korontana sy hampitombo ny herintsain'ny vahoaka.
Meksika-Etazonia: Lahatsary Avy Amin'ny Andaniny sy Ankilan'ny Sisintany
Frontera Filmmakers dia tranonkala mampivondrona ireo mpamokatra horonantsary avy amin'ny andaniny sy ankilan'ny sisintanin'i Meksika sy Etazonia, izay mirefy 625 kilaometatra manelanelana an'i Arizona sy ny tany efitra Sonoran, ary mampiseho ny hetsiky ny olom-pirenena isankarazany. Ireto misy lahatsary miisa telo izay anisan'ireo atolotry ny tranonkala.
Meksika : Tandindonim-Pahafatesana Ireo Mpampiasa Aterineto
...ho Fiarovana ny Zon'Olombelona dia milaza fa ny fandefasana fandrahonana, ny famonoana, ny fakàna an-kery, ny fampitahorana ireo mpampita vaovao sosialy ary hatramin'ireo fandrahonana alefa ho azy ireny dia manitsakitsaka ny zo fototra ary maneritery ny fahalalahana maneho hevitra